Entry | 1 tebiteby |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. [1.1] |
Explanations in English | 5 apprehension, fear and trembling [1.7] |
Explanations in French | 6 appréhension, inquiétude; trouble [1.8] |
Examples |
7 Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe: [2.470] 8 Hoy aho feno tebiteby. [2.471] 9 Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanàna. [2.472] |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 betibety, tebiteby |
Updated on 2020/07/31 |