Entry 1/2 | taranja | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Ny singam-pampianarana atrehin' ny mpianatra ao an-tsekoly: Manavanana azy kokoa ny taranja malagasy noho ny anglisy [1.62] | |||
Explanations in French | Matière, discipline [1.13] | |||
Vocabulary | Education | |||
Compound words |
| |||
Entry 2/2 | taranja | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Taho na vahatra maniry mandry anaty tany [1.13] | |||
Explanations in French | Rhizome [1.13] | |||
Vocabulary | Botany: (in general) | |||
Synonyms | rizôma | |||
Updated on 2023/08/27 |