Entry |
taraiky
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Manao zavatra miadan-doatra [1.1]
|
|
Entry |
taraiky
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza (ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao [1.1]
|
Explanations in French | Simple, niais, qui rôde ça et là bêtement [1.3]
|
Derivatives |
|
Synonyms | |
|
Entry |
taraiky
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anarana laharan-tsikidy [1.1]
|
Explanations in English | The name of a certain column in the arrangement of the sikidy divination
[1.2]
|
Explanations in French | Nom d'une rangée des sikidy
[1.3]
|
Analogs |
sikidy |
unkLabel:: |
|