|
|
|
|

Entry (1/3)1  tapika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany 4  Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Morphology 
5  Simple :
Synonyms  6  tapiny
Compound words 

Entry (2/3)8  tapika (pika)
Part of speech  9  noun
Vocabulary  10  Game
Explanations in Malagasy  11  Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [1.1]
Explanations in French  12  jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :

Entry (3/3)18  tapika
Part of speech  19  noun
Vocabulary  20  Botany
Explanations in French  21  (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [Betsimisaraka] [1.196]22  [Bezanozano]23  [Sihanaka]

Anagrams  24  tapika, tipaka

Updated on 2023/08/11