Entry | tany dilatra | |
Elementary words | tany ; dilatra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tany vonton-drano, fotaka [1.1] | |
Explanations in French | Limon, terre humide [1.3] | |
Explanations in Malagasy | [ tanidilatra ] Fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy [1.13] | |
Explanations in English | Clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga [1.2] | |
Explanations in French | [ tanidilatra ] Alluvion [1.13] | |
Vocabulary | Geology | |
Synonyms | tany ditra | |
Updated on 2023/06/06 |