|
|
|
|

Entry1  tantara
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Literature: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena [1.1]
5  Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy [1.1]
Explanations in English  6  a story, a tale [1.7]
Explanations in French  7  histoire, conte; l'histoire [1.8]
Examples  8  Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy [2.470]
9  Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy [2.48]
10  Ny mba tantaran|tantaram' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaran|tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony. [2.472]
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 
Titles 
Proverbs  30  Proverbs containing the word tantara

Anagrams  31  antatra, tantara, taranta

Updated on 2023/06/11