|
|
|
|

Entry (1/3)1  tale
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany [1.1]

Entry (2/3)4  tale
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako [1.1]
7  (Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia) [1.1]
Explanations in English  8  the head man, the chief [1.7]
Explanations in French  9  patron, chef, directeur [1.8]

Entry (3/3)10  tale
Part of speech  11  adverb
Explanations in Malagasy  12  indrindra [1.78]
Tables and plates  13  All the adverbs

Anagrams  14  leta, tale, tela

Updated on 2020/07/31