|
|
|
|

Entry1  sosoarano
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: food
Explanations in Malagasy  4  sosoa be rano [Taifasy] [1.78]
Examples  5  Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany [1.437#]
Elementary words  6  sosoa, rano

Anagrams  7  roa sosona, sosoarano

Updated on 2023/11/25