|
|
|
|

Entry (1/2)1  sondenda
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Ilazana ny olona be tarehy nefa petaka [1.1]
Derivatives 
4  Nouns :
5  Adjectives :

Entry (2/2)6  sondenda
Part of speech  7  adjective
Vocabulary  8  Economy: breeding, farming
Explanations in Malagasy  9  Anarana ilazana tandrok' omby misabaka fitsiry ary fohy [1.1]
10  "Toy ny tandrok' omby sondenda ka ny tondromaso akaiky no tsy afako", "Tandrok' omby sondenda ha akaiky mpanondro maso": misy olona mora fantatra raha sendra manao toetra na fomba tsy mahomby [1.1]
Synonyms  11  sondandy
Tables and plates  12  Shapes of Cattle Horns
Illustrations 
13 

Updated on 2024/01/18