|
|
|
|

Entry (1/2)1  sompatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka: Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana! [1.1]
Explanations in English  4  malicious, doing wanton damage [1.7]
Explanations in French  5  malicieux, qui fait le mal exprès [1.8]
Examples  6  Eny," hoy izy roa lahy, 'liamindra-fo hiany izahay, fa tsy ho sompatra; [2.293#]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Analogs  12  Sosy, sosisosy, sopisopy, manao hasomparana, manao ankasomparana, manao ankaso, manao ady fiady, misotasota, manao somonga ratsy, mihetraketraka, misetrasetra
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word sompatra

Entry (2/2)16  sompatra
Part of speech  17  noun
Vocabulary  18  Botany
19  Religions, Beliefs
Explanations in French  20  Nom donné aux plantes qu'on pense utilisées par les sorciers pour des maléfices. Ce sont surtout : 21  Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 10216. [Sakalava] 22  Probablement un Dichaetanthera (Melastomaceae). Arbuste à très jolies fleurs, mais de mauvaise réputation. [Tanala] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  24  rom-patsa, sompatra

Updated on 2021/12/03