Entry | soherina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay [1.1] | |
Biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra [1.13] | ||
Explanations in French | Chrysalide, nymphe [1.13] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Proverbs | Proverbs containing the word soherina | |
Updated on 2020/07/31 |