|
|
|
|

Entry1  soatoavina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in French  4  Valeurs morales [1.5#293]
Examples  5  Ny politika, raha ny famaritana azy, dia ny fiarovana ny tombontsoa sy ny soatoavina [4.27#]
6  Ny filàna tsy mamono ny soatoavina, manosika handika lalàna izy saingy henatra no aterak' izany [1.369#]
7  Fa ny "tanindrazana samy manana ny azy, ny vady aman-janaka samy manana ny azy, ny tokantrano samy manana ny azy", ireo indray kosa no soatoavina izay iantohan'ny Andriantokana fa harovany [2.508#]
8  Hita ato anatin' ity tantara fisehatra ity ny mpampianatra sy mpanabe mampita ireo teny maintimolaly nefa tsy lany tsiro, mampahatsiahy ny riba sy ny soatoavina ary misintona ny saina hitodika amin' ny maha zava-dehibe ny tantaram-pirenena [2.528#]
9  Olana goavana tsy fanajana ny soa toavina izany, fa koa fomba fiangarana izay tokony hapetraka amin' ny BIANCO, rehefa tsy misy hetsika avy amin' ny CNE izay tsy nahagaga ny fahanginany. [4.27#]
Other spellings  10  soa
Elementary words  11  soa, toavina

Updated on 2023/09/14