|
|
|
|

Entry1  sitrapo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza [1.1]
Explanations in English  5  the will; one's own desires [1.7]
Explanations in French  6  la volonté; les désirs [1.8]
Examples  7  Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana; [1.369#]
8  Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay [2.588#]
Analogs  9  finiavana, sitraka, nahim-po, danin' ny kibo, haitraitra
Elementary words  10  sitraka, fo
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word sitrapo

Updated on 2024/08/13