|
|
|
|

Entry (1/2)1  silamo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  Antokom-pivavahana naorin'i Mahometa, mino an'Andriamanitra tokana antsoiny hoe Allah, ary ny foto-pampianarany dia ao anatin'ny boky iray atao hoe Coran. Ny silamo dia miely eran'i Afrika (indrindra amin'ny ilany avaratra), any amin'ny tanin' ny Arabo, Tiorka, Irakianina, Iranianina...; tsy antokom-pivavahana fotsiny ihany ny silamo, fa mbola fitsipika iompanan'ny lalàm-panorenan'ny fanjakana misy azy avy [1.1]

Entry (2/2)5  silamo
Part of speech  6  noun or adjective
Vocabulary  7  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  8  Olona anisan' ny antokom-pivavahana miozolimanina, naorin' i Mahometa [1.1]
Examples  9  Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [2.470]

Anagrams  10  lamiso, misola, silamo, SOLIMA, somila

Updated on 2020/07/31