Entry 1/2 |
sifotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. [1.1]
|
Derivatives |
|
|
Entry 2/2 |
sifotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa |
| Karazam-biby tsy misy taolana [1.13]
|
Explanations in English | Snail [1.7]
|
Explanations in French | Escargot, limace [1.8]
|
| Mollusque, escargot [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|