|
|
|
|

Entry1  sekoly
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Education
Explanations in Malagasy  4  Trano fianarana: Misy sekoly telo ao an-tanànanay [1.1]
Explanations in English  5  a school [1.7]
Explanations in French  6  école [1.8]
Examples  7  Toa hatsangana, hono, ny sekoly maro ary holavorariana ny trano fitsaboana maro isan-karazany. [2.470]
8  Noroahina tao amin' ny sekoly aho. [2.472]
9  Teo Ambohijatovo avaratra ny sekoly; [2.356]
Other spellings  10  sokolo
Compound words 

Updated on 2020/07/31