|
|
|
|

Entry (1/2)1  salazana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Navigation
Explanations in Malagasy  4  Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo [1.1]
Explanations in English  5  A mast [1.7]
Explanations in French  6  Mât de navire [1.3#565, 1.5]
7  Mât [1.8]
Examples  8  sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao. [2.996#33.027.005]
Synonyms  9  salaza
Compound words 

Entry (2/2)11  salazana
Part of speech  12  noun
Vocabulary  13  Economy: food
Explanations in Malagasy  14  Soitrafo na havitra fitonoan-kena [1.1]
15  Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [1.1]
Explanations in English  16  A gridiron for roasting food [1.7]
Explanations in French  17  Espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril; [1.3#565]
18  Grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide [1.3#565]
19  Grille pour rôtir [1.8]
20  Grande fourchette pour faire rôtir la viande [1.5]
Examples  21  Apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117#77]
22  Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana. [2.472#8]
23  Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [2.472]
Derivatives 
24  Active verbs :
25  Passive verbs :
26  Relative verbs :
27  Nouns :
28  Adjectives :
Proverbs  29  Proverbs containing the word salazana

Updated on 2021/05/08