|
|
|
|

Entry1  sabatra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Military
Explanations in Malagasy  4  Fiadiana misy lelany lava maranitra, izay mahitsy na mivolantsinana mihantsika, fa ny fitanana azy mifaingoka sy fohy. [1.1]
Explanations in English  5  a sword [1.7]
Explanations in French  6  sabre [1.8]
Examples  7  ny mozika, ny sabatra andrainy sy ny azy, sy ny basiny sy ny akanjo militerany, sy ny akanjom-borozanony, sy ny taratasy fianarany. [2.48]
Compound words 

Updated on 2023/08/11