|
|
|
|

Entry1  rononomandry
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: food
Explanations in Malagasy  4  Ronono namboarina atao am-bifotsy ka azo tehirizina, atao koa hoe ronono amin' ny boaty [1.1]
Explanations in English  5  butter. Lit. milk lying down. [1.2]
Explanations in French  6  lait concentré [1.13]
Examples  7  Teo an-dovian' andriana no nitondrany rononomandry. [2.996#]
8  Ny rononomandry rotsahana tanteli-fasika koa no voahangin-kanina. [1.437#]
Elementary words  9  ronono, mandry
Article  10  Randzavola: rononomandry ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/06/21