|
|
|
|

Entry (1/3)1  ringa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :

Entry (2/3)7  ringa
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Game
10  Sports
Explanations in Malagasy  11  Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa [1.1]12  tolona (ady) 13  mangahazo (kilalao) [Taisaka] [1.78]14  tolona kilalao (amin'ny samy olona) [Bara] [1.78]15  tolona [Tanosy] [1.78]16  Tolona fanaon' ny Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka mitehika amin' ny tany ny soroka roa [Bara] [1.1]

Entry (3/3)17  ringa
Part of speech  18  noun
Vocabulary  19  Botany
Explanations in French  20  (Probablement de ringa : action de s'élever sur la pointe des pieds ; allusion à la cueillette des fruits qu'on ramasse pour préparer de l'huile). Hildegardia erythrosiphon subvar. ankazoabensis (Arènes ) Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 3924. Voir aussi aboringa. [Sakalava] [1.196]
Scientific name 

Updated on 2020/07/31