Entry | reona | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Ny feon-javamaneno maro na ny mpihira betsaka indray miaraka. Enti-milaza koa ny feon' ny kotrok' orana manakoako manao lavareny. [1.1] | ||||||
Vocabulary | Sound | ||||||
Derivatives |
| ||||||
| |||||||
Synonyms | reondreona | ||||||
Anagrams | areno, erona, nareo, orena, reona |
Updated on 2020/07/31 |