|
|
|
|

Entry1  renirano
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [1.1]5  rano mandeha amin'ny faritra iray [1.13]
Explanations in French  6  cours d'eau [1.13]
Examples  7  Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472]
8  Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [2.324]
Elementary words  9  reny, rano
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word renirano
Tables and plates  12  rivers
Illustrations 
13 
14 

Updated on 2023/06/12