|
|
|
|

Entry (1/2)1  randrana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Hairstyles
Explanations in Malagasy  4  volon-doha [1.78]
5  Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana [1.1]
6  Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany: [1.1]
7  Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa [1.1]
8  Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona [1.1]
9  Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho [1.1]
Explanations in English  10  a plait, a tress of hair. [1.2]
11  a braid [1.7]
Explanations in French  12  entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux [1.3]
13  arrangement des paroles [1.3]
14  tresse [1.8]
Examples  15  amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora. [2.470]
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  29  Proverbs containing the word randrana

Entry (2/2)30  randrana
Part of speech  31  noun
Vocabulary  32  Botany
Explanations in French  33  plante aquatique à tubercules [1.3]
34  [Merina] [1.196]

Anagrams  35  ndranara, randrana

Updated on 2023/07/22