|
|
|
|

Entry (1/2)1  rainiolona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Military
Explanations in Malagasy  4  Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha [1.1]
Explanations in English  5  artillerymen [1.2]
Explanations in French  6  les artilleurs [1.3]
Examples  7  Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava. [2.472]
Elementary words  8  ray, olona

Entry (2/2)9  rainiolona
Part of speech  10  noun
Explanations in English  11  The elders of a tribe or town, the chief tribe [1.2]
Explanations in French  12  les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [1.3]
Examples  13  Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka; [2.48]
Elementary words  14  ray, olona

Updated on 2023/11/27