Entry |
rahatrizay
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Indray andro any aoriana any: Aza mamoy fofa mbola ho sambatra ianao rahatrizay Ppt.feh.: Rehefa... any aoriana any: Hanome fiantrana ny mahantra aho rahatrizay miasa mandray karama, hoy Isambilo [1.1]
|
Explanations in English | [hatra, up to, izay, that.] Hereafter, at some future time. [1.2]
|
| When someday in the future, at a time when [1.7]
|
Explanations in French | Un jour, quand [1.8]
|
Examples |
1 | Aza ianao velona izao no jerena, fa ianao velona rahatrizay.
[2.895]
|
2 | Saingy tandremo sao mivily lalana ise ka miala amin' ny Misiona rahatrizay!
[2.356]
|
|
Vocabulary |
|