Entry |
parasy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Bibikely mitsentsitra ny ran' ny biby lehibe sy ny olona ka manaikitra mampangidihidy izaitsizy: Mitondra areti-mifindra toy ny pesta ny parasy
[1.1]
|
Explanations in English | A flea. See Parandy, Pia [Swa, papasi, ticks.] [1.2]
|
| A flea [1.7]
|
Explanations in French | Puce [1.3, 2.415, 1.8, 1.13]
|
| Se disait des parasites [2.415]
|
Examples | Ny andro voalohany nianarana, dia nanome fanazavana Ramose momba ny pesta, ny asan' ny voalavo sy ny parasy amin' ny fielezan' ny aretina.
[2.472]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs |
Article |
|