Entry | paradoxe | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Hevitra manohitra ny hevitry ny be sy ny maro [1.4] | |
hevimanohitra, hevimitsipaka, hevimifanohitra (amin' ny mahazatra) [1.66] | ||
Examples | Tao amin'ity Kolejy farany ity no nanombohany nanoratra raha nandray anjara tamin'ny gazety nifanaovan'izy samy mpianatra tao izy, ka tamin'izay no nakany ny solon'anarana hoe " Dox" mifanohitra amin'ny hoe "paradoxe" , hoy izy, no nakany an'io noho izy tsy mba tia "paradoxe.
[2.313] | |
Updated on 2020/07/31 |