Entry |
paoma
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-kazo fihinam-boanampidirina teto, misy voany kely madinika, fihinana amin' izao na atao kaonfitira na anaovana ranom-boankazo; ny ranon' ny paoma koa, rehefa avala hiketriketrika, dia anaovana zava-pisotro atao hoe sidira [1.1]
|
Explanations in English | An apple [1.7]
|
Explanations in French | Pomme [1.8]
|
| [Merina]
(du français : pomme). Orthographe moderne. Malus communis Desf. (Rosaceae). Nom de la pomme (fruit) et du Pommier. Ce sont surtout des variétés françaises qui ont été introduites, notamment la Reinette du Mans, qu'on a baptisée à Madagascar « Pomme de Soanindrariny ». Elles ont été multipliées par les Stations agricoles d'Antsirabe et de Nanisana. Autrefois, une petite usine fabriquait des jus de pomme : ranom-paoma ; Malzac orthographiait
poma.
[1.196]
|
Scientific name | Malus communis |
Examples |
1 | Paoma, voaloboka, voasary, mananasy no taterin' ny fiara vaventy miditra ato isan' andro.
[2.445]
|
2 | Mahavariana anay, fony izahay tany ampitan'ny ranomasina, ny nahatsikaritra fa ny akondro nohafarana tany am-paran'ny tany fa iray alina kilometatra izay akaiky indrindra, dia mitovy vidy noho ny paoma sy ny paiso nalaina tetsy amin'ny roapolo sy telopolo kilometatra manodidina an'i Paris sy Bruxelles.
[2.503]
|
|
Vocabulary |
Origin | French: pomme.
|
Other spellings |
|