Entry | ondrindrano (ondry, rano) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody [1.1] | |
Explanations in English | A water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly. [1.2] | |
Examples | tsy patsa tsy ondrindrano ngosoany manetsihetsy [2.131] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Analogs | angidina | |
Proverbs | Proverbs containing the word ondrindrano | |
Updated on 2020/07/31 |