Entry 1/2 |
olitra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Kankana kely fahita amin' ny hena, nofo efa simba na lo: Feno olitra io hena io fa ario [1.1]
|
Explanations in English | A grub, a small worm. [Malay Ulat.] Comp. kankana. [1.2]
|
| A worm [1.7]
|
Explanations in French | Ver [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
Article |
|
Entry 2/2 |
olitra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Areti-nify mandoaka maharary aoka izany, izay noheverin' ny ntaolo fa avy amin' ny fisiana kankana bitika kely mandoaka ny nify: Mararin' ny olitra izy ka tsy nianatra. [1.1]
|
Explanations in English | Toothache, which is supposed to be occasioned by a small worm in the tooth [1.2]
|
| Toothache [1.7]
|
Explanations in French | Mal aux dent (litéralement ver) [1.54]
|
| Mal aux dents [1.8]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|