|
|
|
|

Entry1  mosara
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  4  Tapa-damba kely atao fanisinan-delo, famaohana hatsembohana na ranomaso. [1.1]
Explanations in English  5  A handkerchief [1.7]
Explanations in French  6  Mouchoir [1.8]
Examples  7  Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4#]
8  Nomen' I feno zavatra kely mba nentiny ho ahy aho : fehin-kibo, kasikety, mosara. [2.472#]
Compound words 

Anagrams  10  Masora, mosara

Updated on 2023/07/31