|
|
|
|

Entry1  moron-tsiraka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  tany an-tsisin-dranomasina [1.1]5  sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina [1.13]
Explanations in French  6  bord de la mer [1.3]7  côte littorale [1.13]
Examples  8  Migaina sy manempotra ny masoandron' ny morontsiraka atsinanana. [2.499]
9  Zava-maniry toy ny fahita amin' ny morontsiraka rehetra ihany no maniry ao. [2.471]
Synonyms  10  moron-dranomasina
Elementary words  11  morona, tsiraka

Updated on 2023/05/23