Entry | miresaka (resaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany Manao teny ifamaliana amim-pifalifaliana momba izao sy izao: Rehefa avy homana izy ireo dia miresaka ela be Mitafasiry, mitafa, mitaria, mikorana Miteny, milaza: Niresaka inona taminao izy? Manao dinidinika, mandahatra: Niresaka momba ny tazo ilay dokotera Milaza, manambara ny heviny, mibaiko: Miresaka amin' ny tanana ny moana [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Causer, parler, converser, parler de; causer beaucoup [1.3] | ||||||||
[Sakalava-Mayotte] Crié, quelqu'un qui hurle, une personne qui parle fort [1.405] | |||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word miresaka | ||||||||
Anagrams | miresaka, misarake, seramika |
Updated on 2024/04/16 |