|
|
|
|

Entry1  minitra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Time
Explanations in Malagasy  4  Ampahenimpolon' ny ora iray: Eo amin' ny roapolo minitra eo ny indray mahamasa-bary [1.1]
Explanations in English  5  a minute [1.7]
Explanations in French  6  minute [1.8]
Examples  7  Rehefa afaka tokony ho folo minitra dia niteny izy. [2.324]
8  Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470]
9  Niandry iray minitra i Donga. [2.472]
Proverbs  10  Proverbs containing the word minitra

Updated on 2020/07/31