|
|
|
|

Entry1  mineraly
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geology
Explanations in Malagasy  4  Zavatra ao anatin' ny tany, toy ny vy na ny vato [1.1]5  zaka madio avy ao anaty tany [1.13]
Explanations in French  6  minéral [1.13]
Examples  7  Ny mineraly (dia ny volamena, sy volafotsy, sy varahina, sy firaka, sy vy, sy vatosoa, sy diamondra, sy arin-tany, etc. [1.123#]
8  Indraindray misy mineraly aza hita ao amy ny sela na amy ny rindriny, dia solifara sy vy sy afovato sy sira ary sokay, ete. [1.357#]
Compound words 

Updated on 2023/05/31