|
|
|
|

Entry1  milimetatra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Space
Explanations in French  4  Millimètre [1.13]
Examples  5  Ny taratasin-dotsaboto ampiasaina emin' ny fifidionana ny Filohan' ny Repoblika dio mirefy 105 X 90 milimetatra ny velarony. [2.114]
6  Atao tsy re tsaika, tsy re fihetsika amin' izany rehetra izany, ny fofonaina tazonina, ny latabatra apetraka amin' ny gorodona sy apaka amin' ny varavarana, hetsehina isa-milimetatra. [2.4]
Compound words 

Updated on 2023/08/11