|
|
|
|

Entry1  mikaretsaka (karetsaka)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Motion
Explanations in Malagasy  4  Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao 5  Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy 6  Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io 7  Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto [1.1]
Explanations in English  8  to pass or move rapidly [1.7]
Explanations in French  9  passer rapidement, s'élancer [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  mikaratsake, mikaretsaka

Updated on 2023/01/20