|
|
|
|

Entry1  mihisatra (hisatra)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Motion
Explanations in Malagasy  4  Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana 5  Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo 6  Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka [1.1]
Explanations in English  7  to move slowly, as a canoe touching bottom [1.7]
Explanations in French  8  aller lentement en raclant, en touchant le fond [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Anagrams  12  mahisitra, mihisatra

Updated on 2023/01/20