|
|
|
|

Entry1  miferinaina
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava [1.1]
Explanations in English  5  to sigh, to groan, to grieve 6  utterly unable to be happy or comfortable. [1.2#180]7  to be in great suffering [1.7]
Explanations in French  8  être dans la souffrance; souffrir [1.8]
Examples  9  tsy miferin-aina aho fa serena
nahoana hianao no lalin'endrika?
[2.131]
Other spellings  10  miferin, miferin, miferitr
Elementary words  11  mifery, aina
Proverbs  12  Proverbs containing the word miferinaina

Updated on 2023/05/19