|
|
|
|

Entry1  mibobobobo (bobobobo)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Sound
Explanations in Malagasy  4  Mifioka (toy ny rivotra) 5  Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1]
Explanations in English  6  to gurgle, to make a bubbling sound. [1.2]
Examples  7  Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. [2.324]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mibobobobo

Updated on 2023/04/09