|
|
|
|

Entry1  miaramila
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Military
Explanations in Malagasy  4  Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana [1.1]
Explanations in English  5  a soldier [1.7]
Explanations in French  6  soldat [1.8]
Examples  7  Ireny no miaramilam-potaka [2.472#169]
8  Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila [2.471#33]
9  Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324]
Morphology 
10  Simple :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word miaramila

Updated on 2024/07/27