|
|
|
|

Entry1  matematika
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Mathematics: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Antonkon-tsiansa ianarana mandinika ny fomba aman-toetran' ny zavatra tsy azo tsapain-tanana (isa na sary jeometrika) amin' ny alalan' ny fisainana fotsiny, sy ny fifandraisan' izy samy izy [1.1]

Updated on 2020/07/31