Entry |
masonkarena
|
Elementary words | mason- ;
harena |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy [1.1]
|
| Fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana [1.13]
|
Explanations in English | The cost price; capital used in business [1.7]
|
Explanations in French | Prix de revient; capital investi dans une affaire [1.8]
|
| Prix de revient [1.13]
|
Vocabulary |
Proverbs |
|