|
|
|
|

Entry (1/2)1  mambosy (ambosy)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana [1.1]
4  mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Analogs  9  manaboly, manabony, mandrobo, mandroboka, manangely, manejokejo, manojikojy, manolikoly, mandrokiroky, mandraviravy, manjono, mandango, mandangolango, manitikitika, manangoly, manao safosiaka, mitomany ambony fe, mandoka, midredro, manao teny malefaka, manao ronono antavy, manao kobaka am-bava, manao volana hatenda, manao lango malefaka, manao vola-mahadradraka, manao fandria-malemy lafika, manao lokanga hisatra, manao hatsohatso, mizara vava

Entry (2/2)10  mambosy
Part of speech  11  active verb
Vocabulary  12  Chemistry
Explanations in Malagasy  13  manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray [1.13]
Explanations in French  14  catalyser [1.13]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :

Anagrams  18  mambosy, masomby

Updated on 2023/01/20