|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamadika (vadika)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manao zavatra miamboho: Mamadika fitaratra [1.1]
4  Mampiseho ny ila na lafiny iray tsy mbola niseho: Mamadika tsihy [1.1]
5  Miova ho mpamely nefa nitokisana: Namadika ny firenena izy [1.1]
6  Mamindra faty ho ao amin' ny fasan-drazana na mamono lambamena: Lasa namadika any ambanivohitra izy [1.1]
Explanations in English  7  To turn something over; to "turn the bones" of the dead; to betray [1.7]
Explanations in French  8  Mettre à l'envers [1.3, 1.8]
9  Trahir [1.3, 1.8]
10  Tourner, chavirer [1.3]
11  Changer les morts de tombeau [1.3]
12  Tourner sur l'autre côté [1.8]
13  "retourner" les ossements des ancêtres [1.8]
Examples  14  Raha mamadika izao teniko izao ianareo, matiko! [2.508]
15  Ry Dimilahy mianadahy avy no mamadika ireo ray aman-dreniny sy razambeny. [2.470]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)23  mamadika (vadika)
Part of speech  24  adjective
Vocabulary  25  Economy: breeding, farming
Explanations in Malagasy  26  Enti-milaza tandrok' omby toy ny tandrok' omby kirongo saingy boribory antonony ny fiolany [1.1]
Tables and plates  27  Shapes of Cattle Horns
Illustrations 
28 

Updated on 2024/01/18