Entry | maingoka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1] | |
Explanations in English | A scorpion [1.7] | |
Explanations in French | Scorpion [1.3, 1.8] | |
Examples | Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika.
[2.588] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Analogs | hefy ~ mambambohitra | |
Article | Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly | |
Anagrams | maingoka, miongaka |
Updated on 2022/07/30 |