|
|
|
|

Entry1  mahitsizoro
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Mathematics: geometry
Explanations in Malagasy  4  Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra [1.1]
Explanations in French  5  Rectangle [1.13]
Examples  6  Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472#]
Elementary words  7  mahitsy, zoro
Compound words 

Updated on 2023/09/10