|
|
|
|

Entry1  liet
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Military
Explanations in Malagasy  4  manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Explanations in English  5  a lieutenant [1.7]
Explanations in French  6  lieutenant [1.8]
Examples  7  Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy. [2.356#]
Compound words 

Anagrams  9  lietnà, telina

Updated on 2023/10/20