Entry |
lemaka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Marin-tampona: Tany lemaka [1.1]
|
Explanations in French | Plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique) [1.3]
|
Examples |
1 | Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy.
[2.472]
|
2 | Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka.
[2.587]
|
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
|
Entry |
lemaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay
[1.1]
|
| Velaran-tany mitovitovy tantana [1.13]
|
Explanations in English | Flat land [1.7]
|
Explanations in French | Terrain plat, plaine [1.3]
|
| Terrain plat [1.8]
|
| Plaine [1.13]
|
Examples | Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony:
[2.5]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
lemaka,
lemako,
lemakao,
lemany,
lematsika,
lemakay,
lemakareo,
lemak',
lema-,
lemaky |
Prefixed : |
-demaka,
-demako,
-demakao,
-demany,
-dematsika,
-demakay,
-demakareo,
-demak',
-dema-,
-demaky |
|
Compound words |
|
|
Entry |
lemaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka [1.13]
|
Explanations in French | Plan [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry |
Lemaka
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -20.2, 48.6
|
|