|
|
|
|

Entry (1/4)1  lemaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Marin-tampona: Tany lemaka [1.1]
Explanations in French  4  Plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique) [1.3]
Examples  5  Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy. [2.472]
6  Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka. [2.587#]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Nouns :
11  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 

Entry (2/4)14  lemaka
Part of speech  15  noun
Vocabulary  16  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  17  Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay [1.1]
18  Velaran-tany mitovitovy tantana [1.13]
Explanations in English  19  Flat land [1.7]
Explanations in French  20  Terrain plat, plaine [1.3]
21  Terrain plat [1.8]
22  Plaine [1.13]
Examples  23  Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony: [2.5]
Morphology 
24  Simple :
25  Prefixed :
Analogs  26  Tany marina, ankamarenana, ankapetrahana, maharemana, tamponketsa, dembademba, lembalemba, marin-tampona, deboka, komakoma, ankandemponana, lohasaha
Compound words 

Entry (3/4)28  lemaka
Part of speech  29  noun
Vocabulary  30  Mathematics: geometry
Explanations in Malagasy  31  Velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka [1.13]
Explanations in French  32  Plan [1.13]
Compound words 

Entry (4/4)39  Lemaka
Part of speech  40  name (toponym)
Vocabulary  41  Geography: towns
Elementary words  42  lemaka
Tables and plates  43  Full list

Anagrams  44  lamake, lemaka, malake

Updated on 2023/09/08